Manan-jo hahazo sakafo azo antoka sy mahavelona ary sahaza ny tsirairay.Ilaina ny sakafo azo antoka mba hampiroboroboana ny fahasalamana sy hanafoanana ny hanoanana.Amin’izao fotoana izao anefa, dia efa ho ny 1/10 amin’ny mponina eran-tany no mbola mijaly noho ny fihinanana sakafo voaloto, ka olona 420 000 no maty vokatr’izany.Andro vitsy lasa izay, ny OMS dia nanolotra...
Hamaky bebe kokoa